-
Salamo 89:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
89 Hohiraiko mandrakizay hoe be fitiavana sy tsy mivadika i Jehovah.
Hampahafantariko an’ireo taranaka fara aman-dimby fa mendri-pitokisana ianao.
-