Salamo 96:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Eo anatrehan’i Jehovah, fa iny tamy iny* izy;Tonga hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny tsy fivadihany* ireo firenena.+
13 Eo anatrehan’i Jehovah, fa iny tamy iny* izy;Tonga hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny tsy fivadihany* ireo firenena.+