Salamo 98:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+
9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+