Salamo 108:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ampio izahay rehefa misy fahoriana mahazo anay,+Fa tsy misy dikany ny famonjena avy amin’ny olombelona.+
12 Ampio izahay rehefa misy fahoriana mahazo anay,+Fa tsy misy dikany ny famonjena avy amin’ny olombelona.+