Mpitoriteny 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza gaga ianao raha mahita hoe ampijalina ny mahantra ary hitsakitsahina ny rariny sy ny hitsiny, ao amin’ny faritaninao.+ Fa ny manam-pahefana ambony toy izany dia dinihin’ny olona ambony kokoa noho izy, ary mbola misy ambony kokoa noho izy ireo. Mpitoriteny Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:8 w20.09 31 Mpitoriteny Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:8 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),9/2020, p. 31 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1986, p. 6
8 Aza gaga ianao raha mahita hoe ampijalina ny mahantra ary hitsakitsahina ny rariny sy ny hitsiny, ao amin’ny faritaninao.+ Fa ny manam-pahefana ambony toy izany dia dinihin’ny olona ambony kokoa noho izy, ary mbola misy ambony kokoa noho izy ireo.