Isaia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hanidina hifaoka remby eny amin’ny tehezan-kavoanan’ny* Filistinina any andrefana izy ireo,Ka hiaraka handroba an’ireo Tatsinanana. Dia hanatsotra ny tanany hamely an’i Edoma+ sy Moaba+ izy ireo,*Ary ho lasa vahoakany ny Amonita.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:14 ip-1 167-168 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:14 Faminanian’i Isaia I, p. 167-168
14 Dia hanidina hifaoka remby eny amin’ny tehezan-kavoanan’ny* Filistinina any andrefana izy ireo,Ka hiaraka handroba an’ireo Tatsinanana. Dia hanatsotra ny tanany hamely an’i Edoma+ sy Moaba+ izy ireo,*Ary ho lasa vahoakany ny Amonita.+