Isaia 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:1 ip-1 201 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:1 Faminanian’i Isaia I, p. 201
19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any.