-
Isaia 30:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ny fanamelohana an’ireo biby any atsimo:
Mandeha mamakivaky ny tany misy fijaliana sy zava-tsarotra izy ireo,
Dia tany misy liona, eny, liona mierona,
Sy bibilava misy poizina, ary bibilava misidina.*
Eny an-damosin’ny ampondra no itondrany ny harenany,
Ary eny amin’ny trafon’ny rameva no itondrany ny vatsiny.
Tsy hitondra soa ho an’ny olona anefa ireny zavatra ireny.
-