Isaia 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’ireny firenena naringan’ny razambeko ireny, mba nisy nahavita namonjy azy angaha ny andriamaniny?+ Aiza izao i Gozana sy Harana+ sy Rezefa ary ny mponin’i Edena tao Tela-asara? Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:12 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
12 Tamin’ireny firenena naringan’ny razambeko ireny, mba nisy nahavita namonjy azy angaha ny andriamaniny?+ Aiza izao i Gozana sy Harana+ sy Rezefa ary ny mponin’i Edena tao Tela-asara?