Isaia 56:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Izao no tenin’i Jehovah: “Manaova foana ny rariny,+ ary manaova ny marina.Fa tsy ho ela aho dia hamonjy,Ary efa haharihary ny fahamarinako.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 56:1 ip-2 248 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 56:1 Faminanian’i Isaia II, p. 248
56 Izao no tenin’i Jehovah: “Manaova foana ny rariny,+ ary manaova ny marina.Fa tsy ho ela aho dia hamonjy,Ary efa haharihary ny fahamarinako.+