Isaia 62:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Tsy hangina aho noho ny amin’i Ziona,+Ary tsy hipetra-potsiny aho noho ny amin’i Jerosalema,Raha tsy efa mamirapiratra hoatran’ny hazavana ny fahamarinany,+Ary raha tsy efa mirehitra hoatran’ny fanilo ny famonjena azy.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 62:1 ip-2 335-337 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 62:1 Faminanian’i Isaia II, p. 335-337
62 Tsy hangina aho noho ny amin’i Ziona,+Ary tsy hipetra-potsiny aho noho ny amin’i Jerosalema,Raha tsy efa mamirapiratra hoatran’ny hazavana ny fahamarinany,+Ary raha tsy efa mirehitra hoatran’ny fanilo ny famonjena azy.+