Jeremia 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Miezaka manasitrana ny ratran’ny* zanakavavin’ny fireneko izy ireo nefa ataony zara fa vita izany, ka hoy izy ireo:“Fiadanana! Fiadanana!” Nefa tsy misy fiadanana akory.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:11 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1988, p. 121/1/1987, p. 19
11 Miezaka manasitrana ny ratran’ny* zanakavavin’ny fireneko izy ireo nefa ataony zara fa vita izany, ka hoy izy ireo:“Fiadanana! Fiadanana!” Nefa tsy misy fiadanana akory.+