7 Hataoko tsy tanteraka eto amin’ity toerana ity ny tetika nataon’i Joda sy Jerosalema, ary hataoko matin’ny sabatry ny fahavalony sy maty eo am-pelatanan’ireo mitady hamono azy izy ireo. Dia homeko ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.+