Jeremia 25:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Misotroa, manaova mamo, mandoava, ary mianjerà mba tsy ho tafatsangana intsony+ ianareo, noho ny sabatra alefako hamely anareo.”’ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 25:27 w94 1/3 21 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:27 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1994, p. 21
27 “Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Misotroa, manaova mamo, mandoava, ary mianjerà mba tsy ho tafatsangana intsony+ ianareo, noho ny sabatra alefako hamely anareo.”’