3 ary alefaso any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ sy ny mpanjakan’i Moaba,+ sy ny mpanjakan’ny Amonita,+ sy ny mpanjakan’i Tyro,+ ary ny mpanjakan’i Sidona.+ Ireo iraka tonga eto Jerosalema mba hihaona amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda no ampitondray an’izany.