Fitomaniana 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Misento daholo ny vahoakan’i Jerosalema. Mitady sakafo+ izy ireo. Atakalony zavatra hohanina ny zava-tsarobidiny mba tsy hahafaty azy.* Jehovah ô, jereo sy diniho fa lasa toy ny vehivavy* tsy misy ilana azy aho.
11 Misento daholo ny vahoakan’i Jerosalema. Mitady sakafo+ izy ireo. Atakalony zavatra hohanina ny zava-tsarobidiny mba tsy hahafaty azy.* Jehovah ô, jereo sy diniho fa lasa toy ny vehivavy* tsy misy ilana azy aho.