Ezekiela 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tsy irahina any amin’ny firenena be dia be mampiasa fiteny sarotra azo ianao, na any amin’izay mampiasa fiteny tsy fantatrao, sady tsy azonao ny teniny. Raha tany amin’ireny mantsy ianao no nirahiko, dia ho nihaino anao ireny.+
6 Ary tsy irahina any amin’ny firenena be dia be mampiasa fiteny sarotra azo ianao, na any amin’izay mampiasa fiteny tsy fantatrao, sady tsy azonao ny teniny. Raha tany amin’ireny mantsy ianao no nirahiko, dia ho nihaino anao ireny.+