-
Ezekiela 18:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “‘Fa andeha indray hatao hoe misy ray manan-janakalahy, dia hitan’ilay zanany daholo ny fahotana ataon’ilay rainy, fa izy kosa tsy mba manao an’izany na dia hitany aza izany.
-