Ezekiela 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Vonona hitsara* azy ireo ve ianao? Vonona hitsara azy ireo ve ianao, ry zanak’olona? Ampahafantaro azy ny zavatra maharikoriko nataon’ny razambeny.+
4 “Vonona hitsara* azy ireo ve ianao? Vonona hitsara azy ireo ve ianao, ry zanak’olona? Ampahafantaro azy ny zavatra maharikoriko nataon’ny razambeny.+