Ezekiela 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny olona efa za-draharaha* sy manan-talenta avy any Gebala+ no nanentsina an’izay loaka taminao.+ Dia nankany aminao daholo ny sambo avy any an-dranomasina sy ny tantsambony mba haka entana sy hivarotra.
9 Ny olona efa za-draharaha* sy manan-talenta avy any Gebala+ no nanentsina an’izay loaka taminao.+ Dia nankany aminao daholo ny sambo avy any an-dranomasina sy ny tantsambony mba haka entana sy hivarotra.