18 “Ry zanak’olona, nampanaovin’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona asa mafy be ny tafiny rehefa nandrava an’i Tyro.+ Sola mihitsy ny lohan’izy rehetra, ary niendaka ny hoditra teo amin’ny sorok’izy rehetra. Tsy nahazo karama anefa na izy na ny tafiny, tamin’ilay asa mafy nataony tany Tyro.