-
Ezekiela 32:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:
‘Hatsipiko eo aminao ny haratoko, ka firenena be dia be mitambatra no hampiasaiko hanao an’izany.
Dia hakarin’izy ireo amin’ilay haratoko ianao.
-