Ezekiela 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hataoko matin’ny sabatra ny vahoakanao, dia ny sabatry ny miaramila matanjaka.Firenena faran’izay tsy miantra olona no niavian’izy rehetra.+ Haetrin’izy ireo i Ejipta fa mirehareha, ary haripany daholo ny vahoakany.+
12 Hataoko matin’ny sabatra ny vahoakanao, dia ny sabatry ny miaramila matanjaka.Firenena faran’izay tsy miantra olona no niavian’izy rehetra.+ Haetrin’izy ireo i Ejipta fa mirehareha, ary haripany daholo ny vahoakany.+