Ezekiela 32:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Any anaty lavaka* lalina be ireny fasany ireny. Manodidina an’ireny fasany ireny ny vahoakany. Matin’ny sabatra daholo izy rehetra, satria nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona.
23 Any anaty lavaka* lalina be ireny fasany ireny. Manodidina an’ireny fasany ireny ny vahoakany. Matin’ny sabatra daholo izy rehetra, satria nampihorohoro tao amin’ny tanin’ny velona.