Ezekiela 36:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena sisa tavela manodidina anareo fa izaho Jehovah no manorina ny efa rava, sy mamboly indray eo amin’ny tany tsy nisy mponina. Izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka an’izany.’+
36 Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena sisa tavela manodidina anareo fa izaho Jehovah no manorina ny efa rava, sy mamboly indray eo amin’ny tany tsy nisy mponina. Izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka an’izany.’+