Daniela 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia mba avoahy izany lalàna izany, ry mpanjaka ô, ka ataovy sonia+ mba tsy ho azo ovana, araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina, izay tsy azo foanana.”+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:8 dp 118-119 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:8 Fandalinana, Boky 2, Faminanian’i Daniela, p. 118-119
8 Dia mba avoahy izany lalàna izany, ry mpanjaka ô, ka ataovy sonia+ mba tsy ho azo ovana, araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina, izay tsy azo foanana.”+