Hosea 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Mihinana rivotra i Efraima, Ary manenjika rivotra avy any atsinanana izy mandritra ny andro. Vao mainka mandainga sy mahery setra izy. Fa manao fifanekena amin’i Asyria+ izy, ary mitondra menaka mankany Ejipta.+
12 “Mihinana rivotra i Efraima, Ary manenjika rivotra avy any atsinanana izy mandritra ny andro. Vao mainka mandainga sy mahery setra izy. Fa manao fifanekena amin’i Asyria+ izy, ary mitondra menaka mankany Ejipta.+