Amosa 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miampità any Kalne, ka mijere! Rehefa avy any indray dia mankanesa any Hamata Lehibe,+Ary midìna mankany Gata, tanànan’ny Filistinina. Tsara noho ireto fanjakana* ireto ve ireny?Sa lehibe noho ny anareo ny tanin’ireny? Amosa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:2 Fandalinana, Boky 2,
2 Miampità any Kalne, ka mijere! Rehefa avy any indray dia mankanesa any Hamata Lehibe,+Ary midìna mankany Gata, tanànan’ny Filistinina. Tsara noho ireto fanjakana* ireto ve ireny?Sa lehibe noho ny anareo ny tanin’ireny?