Amosa 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy i Jehovah Andriamanitry ny tafika: ‘Mianiana amin’ny tenany i Jehovah Tompo Fara Tampony+ hoe:“Tena tsy tiako ny fireharehan’i Jakoba,+Ary halako ny tilikambony voaro mafy,+Ka hataoko resin’ny fahavalony ilay tanàna sy izay rehetra ao.+
8 Hoy i Jehovah Andriamanitry ny tafika: ‘Mianiana amin’ny tenany i Jehovah Tompo Fara Tampony+ hoe:“Tena tsy tiako ny fireharehan’i Jakoba,+Ary halako ny tilikambony voaro mafy,+Ka hataoko resin’ny fahavalony ilay tanàna sy izay rehetra ao.+