14 Izao no didin’i Jehovah momba anao:
‘Tsy hanan-taranaka hitondra ny anaranao intsony ianao.
Hofoanako tsy hisy ao an-tranon’ny andriamanitrao ny sary sokitra sy ny sarivongana metaly.
Dia hanamboatra fasana ho anao aho, satria olona tsy misy dikany ianao.’