Nahoma 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Makà rano fa hisy fahirano.+ Hamafiso koa ny mandanao. Midìna eny amin’ny fotaka, ka hitsakitsaho ny tanimanga,Ary raiso ny lasitra fanaovam-biriky. Nahoma Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:14 Fandalinana, Boky 1,
14 Makà rano fa hisy fahirano.+ Hamafiso koa ny mandanao. Midìna eny amin’ny fotaka, ka hitsakitsaho ny tanimanga,Ary raiso ny lasitra fanaovam-biriky.