-
Nahoma 3:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hoatran’ny valala ny mpiambina eo aminao,
Ary hoatran’ny andiam-balala ireo manamboninahitra eo aminao.
Mipetrapetraka eny amin’ny vala vita amin’ny vato izy rehefa mangatsiaka ny andro,
Nefa lasa manidina rehefa miposaka ny masoandro,
Ka tsy misy mahafantatra hoe aiza no misy azy.
-