Zefania 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa tsy hisy hipetraka intsony ao Gaza,Ary tsy hisy mponina ao Askelona.+ I Asdoda indray horoahina amin’ny andro antoandro be,*Ary i Ekrona hongotana.+ Zefania Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:4 Fandalinana, Boky 1,
4 Fa tsy hisy hipetraka intsony ao Gaza,Ary tsy hisy mponina ao Askelona.+ I Asdoda indray horoahina amin’ny andro antoandro be,*Ary i Ekrona hongotana.+