Zefania 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Nandringana firenena maro aho. Lasa tsy nisy nipetraka intsony ny tilikambony eny an-jorony. Noravaravako ny lalany ka tsy nisy mpandalo intsony. Lasa potika tanteraka ny tanànany, ka tsy nisy mponina intsony.+ Zefania Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:6 w01 15/2 22 Zefania Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:6 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/2001, p. 22
6 “Nandringana firenena maro aho. Lasa tsy nisy nipetraka intsony ny tilikambony eny an-jorony. Noravaravako ny lalany ka tsy nisy mpandalo intsony. Lasa potika tanteraka ny tanànany, ka tsy nisy mponina intsony.+