Zakaria 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Haforitro* hoatran’ny tsipìkako i Joda, Ka i Efraima no hataoko hoatran’ny zana-tsipìka.Hampirisihiko ny zanakao, ry Ziona,Mba hiady amin’ny zanakao, ry Gresy ô!Ary hataoko hoatran’ny sabatry ny miaramila ianao.’* Zakaria Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:13 Fandalinana, Boky 1,
13 Haforitro* hoatran’ny tsipìkako i Joda, Ka i Efraima no hataoko hoatran’ny zana-tsipìka.Hampirisihiko ny zanakao, ry Ziona,Mba hiady amin’ny zanakao, ry Gresy ô!Ary hataoko hoatran’ny sabatry ny miaramila ianao.’*