Matio 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Lazaiko marina aminareo fa ho mora kokoa ny hanjo an’i Sodoma sy Gomora+ amin’ny Andro Fitsarana, noho ny hanjo an’izany tanàna izany. Matio Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:15 w24.05 5-6 Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:15 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,1/9/1988, p. 30-3115/10/1987, p. 9
15 Lazaiko marina aminareo fa ho mora kokoa ny hanjo an’i Sodoma sy Gomora+ amin’ny Andro Fitsarana, noho ny hanjo an’izany tanàna izany.