Matio 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lazaiko aminareo anefa fa tsy hisotro amin’itony vokatry ny voaloboka itony intsony aho, mandra-pahatongan’ny andro hisotroako divay vaovao miaraka aminareo, ao amin’ny Fanjakan’ny Raiko.”+ Matio Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:29 Fandalinana, Boky 2,
29 Lazaiko aminareo anefa fa tsy hisotro amin’itony vokatry ny voaloboka itony intsony aho, mandra-pahatongan’ny andro hisotroako divay vaovao miaraka aminareo, ao amin’ny Fanjakan’ny Raiko.”+