-
Marka 1:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary nataon’ilay fanahy maloto nifanintontsintona ilay lehilahy. Nikiakiaka mafy be koa ilay fanahy, dia avy eo nivoaka tamin’ilay lehilahy.
-