Marka 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireo teny amoron-dalana àry dia izay namafazana ny teny, nefa raha vao mandre an’izany izy, dia tonga i Satana+ manala an’ilay teny nafafy tao aminy.+
15 Ireo teny amoron-dalana àry dia izay namafazana ny teny, nefa raha vao mandre an’izany izy, dia tonga i Satana+ manala an’ilay teny nafafy tao aminy.+