Marka 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanadino nitondra mofo anefa ny mpianatra, ka tsy nanana afa-tsy mofo iray izy ireo tao amin’ilay sambokely.+
14 Nanadino nitondra mofo anefa ny mpianatra, ka tsy nanana afa-tsy mofo iray izy ireo tao amin’ilay sambokely.+