Marka 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Ary tamin’izaho nanapaka mofo fito ho an’ny lehilahy 4 000? Nahafeno sobika lehibe* firy ny sombintsombiny voangonareo?” Dia hoy ireo taminy: “Fito.”+ Marka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:20 Fandalinana, Boky 1,
20 “Ary tamin’izaho nanapaka mofo fito ho an’ny lehilahy 4 000? Nahafeno sobika lehibe* firy ny sombintsombiny voangonareo?” Dia hoy ireo taminy: “Fito.”+