-
Marka 11:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary raha misy milaza aminareo hoe: ‘Fa maninona io no vahanareo?’, dia lazao hoe: ‘Misy ilan’ny Tompo azy, fa tonga dia haveriny eto ihany rehefa avy eo.’”
-