Lioka 1:79 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 mba hanome hazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ ary mba hitarika ny diantsika ho eo amin’ny lalan’ny fiadanana.” Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fanondroana Video I Zakaria maminany (gnj 1 27:15–30:56)
79 mba hanome hazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ ary mba hitarika ny diantsika ho eo amin’ny lalan’ny fiadanana.”