-
Lioka 5:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Koa niakatra tao amin’ny iray tamin’ireo sambokely ireo i Jesosy. An’i Simona ilay izy, ary nangataka taminy izy mba hihataka kely amin’ny morony. Dia nipetraka izy, ary nampianatra ny vahoaka avy tao amin’ilay sambokely.
-