Lioka 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nanakaiky ny vavahadin’ny tanàna izy, dia iny fa nisy faty nentina nivoaka. Zanaka lahitokan-dreniny+ izy io, sady ilay reniny rahateo efa maty vady. Ary nisy vahoaka be avy tao an-tanàna niaraka tamin’ilay vehivavy. Lioka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:12 cf 155-156; w08 1/3 23; w90 15/2 25 Lioka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:12 “Hanara-dia,” p. 155-156 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/2008, p. 2315/2/1990, p. 25
12 Rehefa nanakaiky ny vavahadin’ny tanàna izy, dia iny fa nisy faty nentina nivoaka. Zanaka lahitokan-dreniny+ izy io, sady ilay reniny rahateo efa maty vady. Ary nisy vahoaka be avy tao an-tanàna niaraka tamin’ilay vehivavy.
7:12 “Hanara-dia,” p. 155-156 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/2008, p. 2315/2/1990, p. 25