-
Lioka 10:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia namaly i Jesosy hoe: “Nisy lehilahy iray nidina avy tany Jerosalema ho any Jeriko. Ary notafihin’ny jiolahy izy, ka nendahany sady novonovonoiny, dia nilaozany teo rehefa saika maty.
-