Jaona 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary lasa fantatry ny Jiosy maro be fa tao Betania izy. Tonga àry ireo, tsy hoe mba hahita an’i Jesosy fotsiny, fa mba hahita an’i Lazarosy koa, ilay natsangany tamin’ny maty.+ Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:9 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1986, p. 31
9 Ary lasa fantatry ny Jiosy maro be fa tao Betania izy. Tonga àry ireo, tsy hoe mba hahita an’i Jesosy fotsiny, fa mba hahita an’i Lazarosy koa, ilay natsangany tamin’ny maty.+