Jaona 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa voasasany ny tongotr’izy ireo, dia nanaovany ny akanjony ivelany. Dia naka toerana* teo amin’ny latabatra indray izy, ka niteny hoe: “Azonareo ve ilay nataoko taminareo teo?
12 Rehefa voasasany ny tongotr’izy ireo, dia nanaovany ny akanjony ivelany. Dia naka toerana* teo amin’ny latabatra indray izy, ka niteny hoe: “Azonareo ve ilay nataoko taminareo teo?