-
Jaona 20:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hoy izy ireo: “Fa maninona ianao no mitomany, ravehivavy?” Dia hoy izy: “Nisy naka tsinona ny Tompoko, dia tsy fantatro izay nametrahany azy.”
-