Jaona 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tao an-trano indray ny mpianany, valo andro taorian’izay, ary tao koa i Tomasy. Dia tonga i Jesosy, na dia nihidy aza ny varavarana, ka nitsangana teo afovoan’izy ireo sady niteny hoe: “Fiadanana anie ho anareo!”+
26 Tao an-trano indray ny mpianany, valo andro taorian’izay, ary tao koa i Tomasy. Dia tonga i Jesosy, na dia nihidy aza ny varavarana, ka nitsangana teo afovoan’izy ireo sady niteny hoe: “Fiadanana anie ho anareo!”+